Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Meholatita

Meholatita

(Meholatìta) [An’i Abela-mehola].

Teny ilazana ny fiavian’i Adriela (vinantolahin’i Saoly) sy Barzilay rainy. (1Sa 18:19; 2Sa 21:8) Nantsoina hoe Meholatita izy ireo, satria azo inoana hoe avy any Abela-mehola.​—Jereo ABELA-MEHOLA.