Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mekeratita

Mekeratita

(Mekeratìta).

Teny avy amin’ny anaran’olona na anaran-toerana hoe Mekera. Lazaina hoe Mekeratita i Hefera, lehilahy maherin’i Davida, satria mety ho taranak’i Mekera izy, nefa koa mety ho mponina tany Mekera izy taloha. (1Ta 11:26, 36) Misy manam-pahaizana milaza fa mety ho iray ihany ny hoe “Mekeratita” sy ilay “Makatita” ao amin’ny 2 Samoela 23:34, saingy misy tsy fitoviana kely.