Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Melky

Melky

(Melkỳ) [avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Mpanjakako”].

Anaran’ny olona roa samy razamben’i Jesosy Kristy avy amin’ny reniny.

1. “Zanak’i” Ady na taranany, ary rain’i Nery na razambeny.​—Lk 3:27, 28.

2. “Zanak’i” Janay na taranany, ary rain’i Levy na razambeny.​—Lk 3:23, 24.