Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mema

Mema

[מ; ם raha litera farany].

Litera faha-13 amin’ny abidy hebreo, ary iray amin’ireo litera hebreo dimy miova endrika rehefa faran’ny teny iray. Samy manomboka amin’izy io ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:97-104, amin’ny teny hebreo; jereo HEBREO, II.