Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mesobaba

Mesobaba

(Mesobàba) [Naverina (Nampodina); na mety hidika hoe Mivadika].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Simeona izy, ary maro be ny olona tao amin’ny ankohonany. Anisan’ireo naka ny kijanan’ny Hamita sy ny Meonita teny akaikin’i Gedora izy, tamin’ny andron’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.​—1Ta 4:34-42.