Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Metaly Manjelatra

Metaly Manjelatra

Volamena sy volafotsy mifangaro izy io ary mamirapiratra. Rehefa dorana ao anaty lafaoro izy io, dia mandefa hazavana toa mipararetra tsara tarehy ary mavo manjopiaka hafakely.​—Ezk 1:4, 27, f.a.p.; 8:2.