Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Metosaela

Metosaela

(Metòsaèla) [Lehilahin’Andriamanitra].

Taranak’i Kaina avy tamin’i Enoka. Zanakalahin’i Mehojaela izy ary rain’i Lameka (tsy tokony hafangaro amin’ilay Lameka rain’i Noa).​—Ge 4:17, 18.