Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mezahaba

Mezahaba

(Mezahàba) [Ranom-bolamena].

Ray na renin’i Matreda sady razamben’i Mehetebela vadin’i Hadara (Hadada), izay mpanjaka voatonona anarana farany amin’ireo mpanjakan’i Edoma.​—Ge 36:31, 39; 1Ta 1:50.