Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Midina

Midina

(Midìna).

Toerana tany an-tany efitr’i Jodia. (Js 15:20, 61) Misy mihevitra azy io ho i Kirbet Abou Tabak eo amin’ilay lemaka antsoina hoe el Bokeiʽa (Bikʽat Horekanya; Lohasahan’i Akora?) any akaikin’ny tendrony avaratrandrefana amin’ny Ranomasina Maty.