Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Migdala-ela

Migdala-ela

(Migdàla-èla) [Tilikambon’Andriamanitra].

Tanàna voaro mafy tao amin’ny faritanin’i Naftaly. (Js 19:32, 35, 38) Misy milaza an’i Migdala-ela ho i Majadel, eo amin’ny havoana iray tokotokony ho 17 km any atsinanana atsimoatsinanan’i Tyro.