Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Miklota

Miklota

(Miklòta).

1. Rain’i Simea (Simeama), ary taranak’i Jeiela Benjamita avy any Gibeona.​—1Ta 8:1, 29-32; 9:35-38.

2. Mpitarika ny antoko-miaramila nofehezin’i Doday Ahotita. Nanompo ny mpanjaka nandritra ny volana faharoa io antoko io.​—1Ta 27:1, 4.