Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mirma

Mirma

(Mirmà) [mety hidika hoe Famitahana].

Lohan’ny fianakaviambe avy amin’ny rainy izy, teo amin’ny fokon’i Benjamina, ary zanakalahin’i Saharaima tamin’i Hodesy vadiny.​—1Ta 8:1, 8-10.