Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Mitka

Mitka

(Mitkà) [mety hidika hoe Hamamiana].

Toerana iray nitobian’ny Israely tany an-tany efitra. (No 33:28, 29) Tsy fantatra ny toerana nisy azy io. Raha “Hamamiana” no tena dikan’ny hoe Mitka, dia mety ho ny rano mamy teo amin’ilay faritra no tiana horesahina.