Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FANAZAVANA MAHALIANA

Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana

Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana

TENA niavaka ny zava-bitan’ireo lehilahy nanam-pinoana tantarain’ny bokin’ny Mpitsara. Notendren’i Jehovah hanafaka ny Israely tamin’ny fampahoriana izy ireo. Avy tany amin’ny vazan-tany efatra ireo mpampahory, ka tsy voatery hitovy ny toerana nanaovan’ireo Mpitsara ny asany. Rehefa nanetry tena ny Israely ka nibebaka noho ny ratsy nataony ary natoky tanteraka an’i Jehovah, dia nanafaka azy ireo ilay Mpitsara, na dia natanjaka be aza ny fahavalo. Hita taratra ao amin’ny bokin’ny Mpitsara ny fanafahana lehibe hataon’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Zanany.

SARITANY: Mpitsara Nanafaka ny Israely