Nafega HANDEFA Nafega (Nafèga). 1. Zanak’i Jizara ary rahalahin’i Kora sy Zikry. Avy amin’ny fokon’i Levy izy, ary zanak’olo-mpiray tam-po izy sy Mosesy ary Arona.—Ek 6:16, 18, 20, 21. 2. Zanakalahin’i Davida Mpanjaka, ary anisan’ny zanany teraka tao Jerosalema.—2Sa 5:13-15; 1Ta 3:5, 7; 14:3-6. Hanao Pirinty Hizara Hizara Nafega Fandalinana ny Soratra Masina Nafega Malagasy Nafega https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 552