Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nahalala

Nahalala

(Nahalàla) [Toerana Fisotroana Rano; Kijana].

Tanànan’i Zebolona nomena ny Levita Merarita. (Js 19:10, 14, 15; 21:34, 35) Nantsoina hoe Nahalola koa izy io. Tsy nankatò ny toromarik’Andriamanitra ny Zebolonita ka tsy noroahiny ireo Kananita nonina tao, fa nampanaoviny asa an-terivozona. (Mpts 1:30; 2:2) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Nahalala.