Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Naiota

Naiota

(Naiòta).

Toerana toa nonenan’ny mpaminany sasany tamin’ny andron’i Samoela. (1Sa 19:18–20:1) Mety ho toerana iray tao amin’ny tanànan’i Rama any amin’ireo havoanan’i Efraima izy io. (Jereo RAMA, II No. 5.) Nanaporofo izany i S. Driver, mpamerina amin’ny laoniny ny sora-tanana fahiny. Hoy izy: “Azo inoana fa anaran-toerana tany Rama izy io, saingy tsy fantatsika intsony izay tena dikany.”​—Fanamarihana Momba ny Soratra Hebreo sy ny Tany Resahin’ireo Bokin’i Samoela, Oxford, 1966, p. 159.