Nama
(Nàma) [Mahafinaritra].
1. Taranak’i Kaina, ary anabavin’i Tobala-kaina sady zanak’i Lameka tamin’i Zila.—Ge 4:17-19, 22.
2. Zanakalahin’i Kaleba zanak’i Jefone, avy amin’ny fokon’i Joda.—1Ta 4:1, 15.
3. Amonita vadin’i Solomona sady renin’i Rehoboama.—1Mp 14:21; 2Ta 12:13.
4. Tanàna jodianina tany Sefela. (Js 15:20, 33, 41) Tsy tena fantatra izay nisy azy io.