Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Namatita

Namatita

(Namatìta) [An’i Nama].

Teny ahalalana ny fianakaviana niavian’i Zofara naman’i Joba, na ny toerana nonenany. (Jb 2:11; 11:1; 20:1; 42:9) Voalaza fa mety ho tao Djebel-el-Naʽameh, any avaratrandrefan’i Arabia, no nisy ny tanàna niavian’i Zofara.