Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Nea
Nea
(Neà).
Tanàna voatonona rehefa nofaritana ny sisin-tanin’i Zebolona. (Js 19:10, 13, 14, 16) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Nea. Misy milaza azy io ho i Tell el-Vaviyat, 1,3 km monja any avaratra avaratrandrefan’i Rommana, tokotokony ho 10 km any avaratr’i Nazareta.