Nearia
(Nearìa) [Ankizilahin’i Jah (Tovolahin’i Jah)].
1. Simeonita zanakalahin’i Jisy. Nitarika 500 lahy izy sy ny rahalahiny telo, ka nandresy an’ireo Amalekita tany amin’ny Tendrombohitra Seira ary nonina tany.—1Ta 4:42, 43.
2. Taranak’i Davida, ary zanak’i Semaia. Rain’i Elioenay sy Hizkia ary Azrikama izy.—1Ta 3:1, 22, 23.