Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nebala

Nebala

(Nebàla).

Toerana nonenan’ny Benjamita sasany taorian’ny sesitany tany Babylona. (Ne 11:31, 34) Maro no milaza an’i Nebala ho i Beit Nebala (Horvat Nevala), eo amin’ny havoana kely, tokotokony ho 6 km any atsinanana avaratratsinanan’i Lyda (Loda). Tazana tsara avy eo Beit Nebala ny ilany atsimoatsinanana amin’ny Lemak’i Sarôna.