Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nebay

Nebay

(Nebày) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “mandrobona; mamoa”].

Anisan’ny “lohandohany teo amin’ny vahoaka.” Nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” natao tamin’ny andron’i Nehemia ny taranany, na izy mihitsy.​—Ne 9:38; 10:1, 14, 19.