Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nedabia

Nedabia

(Nedabìa) [Tia Manome (Tsara Toetra; Malala-tanana) i Jah].

Iray amin’ireo zanakalahy naterak’i Jekonia Mpanjaka (Joiakina) tany an-tsesitany tany Babylona, ary ny anarany no voatonona farany. (1Ta 3:17, 18; 2Mp 24:15; Je 29:1, 2, 4, 6) Taranak’i Davida avy amin’ny fokon’i Joda i Nedabia, ary dadatoan’i Zerobabela, governora taorian’ny sesitany.​—1Ta 3:1, 17-19; Hg 1:1.