Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nefosima

Nefosima

(Nefosìma).

Lohan’ny fianakaviambe iray anisan’ny Netinima. Nisy tamin’ny taranany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K. (Ne 7:6, 7, 46, 52; Ezr 2:43, 50) Mety ho taranak’i Ismaela avy tamin’ny fokon’i Nafisy izy.​—Ge 25:13-15; 1Ta 1:29-31; 5:19.