Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nezia

Nezia

(Nezìa) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miandraikitra; mahay; maharitra”].

Razamben’ny Netinima sasany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.​—Ezr 2:1, 2, 43, 54; Ne 7:46, 56.