Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Neziba

Neziba

(Nezìba) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manorina; mametraka; manangana”].

Toerana tany Jodia, tany Sefela. (Js 15:20, 33, 43) Maro no milaza azy io ho i Kirbet Beit Nesib (Horvat Neziva), tokotokony ho 11 km any avaratrandrefan’i Hebrona.