Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nigera

Nigera

(Nigèra) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Maizina; Mainty”].

Anarana latinina niantsoana an’i Simeona, izay anisan’ny “mpaminany sy mpampianatra” teo anivon’ny fiangonan’i Antiokia any Syria.​—As 13:1.