Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Noadia

Noadia

(Noadìa) [Nanaja Fotoana i Jah; Tonga Tamin’ny Fotoana Nifanaovana i Jah].

1. Levita zanakalahin’i Binoy. Anisan’ny nanao lisitry ny volafotsy sy volamena ary fitaovana ho an’ny tempoly izy, ny andro fahefatra nahatongavan’i Ezra tao Jerosalema (468 T.K.).​—Ezr 8:32, 33.

2. Anaran’ilay mpaminanivavy voalaza fa te hampitsahatra ny fanorenana indray ny mandan’i Jerosalema ka nampitahotra an’i Nehemia, tamin’ny 455 T.K.​—Ne 6:14.