Nona, II
[נ; ן raha litera farany].
Litera faha-14 amin’ny abidy hebreo, ary iray amin’ireo litera hebreo dimy miova endrika rehefa faran’ny teny iray. Samy manomboka amin’izy io ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:105-112, amin’ny teny hebreo.—Jereo HEBREO, II.