Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FANAZAVANA MAHALIANA

Ny Niandohan’ireo Firenena

Ny Niandohan’ireo Firenena

I ADAMA sy Eva, mpivady voalohany, no razamben’ny olombelona rehetra. (Ge 1:28; 3:20; 5:1, 2) Taranak’i Noa avy tamin’ireo zanany telo lahy sy ny vadin’izy ireo kosa ny foko sy firenena rehetra ankehitriny, satria ireo no tafavoaka velona tamin’ilay Safodrano naneran-tany. Hoy àry ny Genesisy 10:32 rehefa avy notanisaina ireo fianakaviana 70 taranaky ny zanak’i Noa: “Avy tamin’ireo no nielezan’ny firenena teto ambonin’ny tany.”

SARITANY: Ny Niandohan’ireo Firenena