Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Okala

Okala

(Okàla).

Anisan’ny nilazan’i Agora ny teny ao amin’ny Ohabolana toko faha-​30. Mety ho zanakalahin’i Agora na mpianany izy. Tsy tena fantatra anefa ny momba azy.​—Oh 30:1.