Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Okrana

Okrana

(Ôkràna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mahatonga loza (olana)”].

Lehilahy avy amin’ny fokon’i Asera, sady rain’i Pagiela mpiadidy teo amin’ny fokony, taorian’ny fanafahana avy tany Ejipta.​—No 1:13, 16; 2:27; 7:72, 77; 10:26.