Olama
(Olàma).
1. Rain’i Bedana, ary avy amin’ny fokon’i Manase.—1Ta 7:14, 16, 17.
2. Taranak’i Saoly tatỳ aoriana be, ary avy amin’ny fokon’i Benjamina. Tena nahay nampiasa tsipìka ireo zanany lahy. Nanana “zanaka aman-jafy” 150 teo ho eo i Olama, tamin’ny fotoana nanoratana ny bokin’ny Tantara.—1Ta 8:33, 39, 40.