Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Oma

Oma

(Òma).

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Asera, saingy tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. (Js 19:29-31) Misy manam-pahaizana milaza fa ny hoe “Oma” dia avy amin’ny fanovana ny hoe “Ako” (Ako mantsy no hita ao amin’ny sora-tanana sasany amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo sy ao amin’ny Mpts 1:31). Tsy tena azo antoka anefa hoe izany tokoa no izy.