Omara
(Ômàra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miteny”].
Zanak’i Elifaza lahimatoan’i Esao izy, ary ny anarany no voatonona faharoa amin’ireo zanakalahin’i Elifaza. Lehibem-pokon’i Edoma izy.—Ge 36:10, 11, 15; 1Ta 1:36.