Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Onama

Onama

(Ônàma) [avy amin’ny fototeny midika hoe “hery ahafahana manana anaka; tanjaka”].

1. Iray amin’ireo dimy lahy zanak’i Sobala lehibem-poko horita, ary ny anarany no voatonona farany. Zafikelin’i Seira razamben’ny Horita izy.​—Ge 36:20, 21, 23; 1Ta 1:40.

2. Zanakalahin’i Jeramela hita ao amin’ny tetirazan’ny Jeramelita, ary anisan’ny fokon’i Joda. Atara no anaran-dreniny.​—1Ta 2:26, 28.