Ony HANDEFA Ony (Òny). 1. Levita mpitendry zavamaneno. Nitendry lokanga izy rehefa nankany Jerosalema ny vahoaka mba hitondra ny Vata misy ny fifanekena.—1Ta 15:3, 16, 18, 20. 2. Levita velona taorian’ny sesitany. Voatendry ho mpiambina teo ambany fiadidian’i Jesoa Mpisoronabe izy.—Ne 12:1, 9. Hanao Pirinty Hizara Hizara Ony Fandalinana ny Soratra Masina Ony Malagasy Ony https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 621