Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Onyka

Onyka

(ônỳka).

Anisan’ny zava-manitra nanaovana ny emboka manitra nampiasaina tao amin’ny toerana masina ihany. (Ek 30:34-37) Misy mihevitra fa avy tamin’ny hidin’ny akoran’ny sifotra sasany mivelona anaty rano izy io. Ny hafa indray milaza fa avy tamin’ny zavamaniry izy io, fa tsy avy tamin’ny biby maloto, satria nampiasaina ho amin-java-kendrena masina.