Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Orbano

Orbano

(Orbàno) [avy amin’ny teny lat., ary midika hoe “Nohatsaraina; Mihaja”].

Kristianina tany Roma nataon’i Paoly mampamangy. (Ro 16:9) Ahitana matetika hoe Orbano ny soratra momba ny ankohonan’i Kaisara, nefa tsy voalaza raha mpanompon’ny mpanjaka izy na tsia.