Ornana
(Ornàna).
Jebosita iray nividianan’i Davida an’ilay famoloana, izay lasa toerana nisy ny tempoly, tatỳ aoriana. (1Ta 21:18-28; 2Ta 3:1) Nantsoina hoe Araona koa i Ornana.—Jereo ARAONA.