Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ozema

Ozema

(Ozèma).

1. Zanakalahin’i Jeramela avy amin’ny fokon’i Joda, ary ny anarany no voatonona fahefatra.​—1Ta 2:25.

2. Zanakalahin’i Jese avy amin’ny fokon’i Joda, ary ny anarany no voatonona fahenina. Zokin’i Davida izy.​—1Ta 2:13, 15.