Palty
(Paltỳ) [fanafohezana ny hoe Paltiela].
1. Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Benjamina, ary voafidy ho anisan’ireo 12 lahy hijery taratra ny tany Kanana tamin’ny 1512 T.K. Zanak’i Rafo izy.—No 13:2, 3, 9, 27-33.
2. Jereo PALTIELA No. 2.