Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pao

Pao

(Pào).

Tanàna tany Edoma nisy ny lapan’i Hadara (Hadada) Mpanjaka. (Ge 36:31, 39; 1Ta 1:43, 50) Tsy fantatra ankehitriny hoe taiza no nisy an’i Pao.