Parmena
(Parmèna).
Anisan’izy fito lahy natolotr’ireo rahalahy ka notendren’ny apostoly hizara tsara ny sakafo isan’andro teo anivon’ny fiangonan’i Jerosalema, taorian’ny Pentekosta taona 33.—As 6:1-6.