Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pasea

Pasea

(Pasèa) [Malemy Tongotra].

1. Taranak’i Joda avy tamin’i “Keloba rahalahin’i Soha.”​—1Ta 4:1, 11, 12.

2. Razamben’ny fianakaviambe iray anisan’ny Netinima. Nisy tamin’io fianakaviambe io niaraka tamin’i Zerobabela avy tany an-tsesitany tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.​—Ezr 2:1, 2, 43, 49; Ne 7:51.

3. Rain’ilay Joiada nanampy tamin’ny fanamboarana ny simba tamin’ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha, teo amin’ny mandan’i Jerosalema (455 T.K.).​—Ne 3:6.