Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pedahela

Pedahela

(Pedahèla) [Nanavotra Andriamanitra].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Naftaly, ary notendren’i Jehovah hanampy rehefa nozaraina tamin’ny fokon’ny Israely ny Tany Nampanantenaina. Zanakalahin’i Amihoda izy.​—No 34:16, 17, 28.