Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pejy Farany

Kalesin’adin’ny Asyrianina mitondra famantarana ara-pivavahana

Varingarin’i Kyrosy, mitantara ny nandreseny an’i Babylona sy ny nanafahany ny gadra mba hiverina tany an-tanindrazany avy

Takelaka tanimanga mitantara ny nahazoan’i Nebokadnezara II an’i Jerosalema; 617 T.K.

Vavahady efa ravarava teo akaikin’ny efitra fandraisana olona nampiasain’i Dariosy I tao Persepolisy

Babylona notafihin’ny miaramilan’i Kyrosy Lehibe tamin’ny 539 T.K.

Pejy Farany