Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Peniela

Peniela

(Penièla).

Toerana tany akaikin’ny faritra nisy rano marivo tamin’ny reniranon’i Jaboka. Teo amin’io toerana io i Jakoba no nitolona tamin’ny anjely iray. Nantsoiny hoe Peniela àry ilay toerana satria teo izy no “nifanatri-tava tamin’Andriamanitra.” (Ge 32:22-31) I Peniela ihany no Penoela.​—Jereo PENOELA.