Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Penina, I

Penina, I

(Peninà) [Haran-dranomasina].

Vadin’i Elkana. Maro anaka i Penina, fa tsy toa an’i Hana (vadin’i Elkana koa). Tian’i Elkana kokoa noho i Penina anefa i Hana. Naneso an’i Hana àry i Penina noho izy tsy niteraka, indrindra isaky ny nankany amin’ny tranolay masina ny fianakaviany, isan-taona.​—1Sa 1:1-8.